|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ambany avaratra
Singan-teny  2ambany, 3avaratra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe. [2.59#336]
6 vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra [1.10#A.326]
7 Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo. [2.245#58]
8 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
9 Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470#114]
Mpanahaka  10 ambanyandrefana, 11 ambanyatsimo, 12 ambanyatsinanana

Teny iditra (2/2)13 Ambany Avaratra
Sokajin-teny  14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  15 le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plus orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe [1.362]

Fivaditsoratra  16 ambany avaratra, Ambany Avaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03